20-Juil-2018
Maison Auteurs Articles de Fanjatiana

Fanjatiana

18070 ARTICLES 0 COMMENTAIRES

Famonoam-balala : tsy nojerena ny aty afovoan-tany

 Saika mifantoka any amin’ny tapany atsimo sy atsimo andrefan’ny Nosy ny asan’ny sampandraharaha mpamono valala. Ahitana andiam-balala koa anefa aty afovoan-tany, indrindra any avaratry...

« Taona teatraly 2016 » : nangingina ny fanokafana

Tsy dia maro mpitsidika ilay fampirantiana momba ny teatra, notontosaina tetsy amin’ny IKM Antsahavola, nanomboka ny alakamisy teo. Zava-dehibe anefa izany, satria mirakitra ny...

Antanimietribe Moramanga : resy lahatra hiaro ny ala ny mponina

Zana-kazo mihoatra ny 10.000! Toerana manakaiky ny faritra iasan’ny Tetikasa Ambatovy ny any Antanimietribe, distrikan’i Moramanga. Faritra ahitana ala, sy zavamananaina mila arovana. Resy...

Kick-boxing – L1controlable Trophy II : nanafika tany La Réunion...

« L1controlable Trophy II ». Fifaninanana eo amin’ny taranja kick-boxing ary notanterahina tao St-Denis, La Réunion, ny faran’ny herinandro teo. Nanana solontena tamin’io hetsika io i...

Volley : mpanazatra malagasy 19 nahazo diplaoma FIVB

Nitombo isa ireo teknisianina malagasy eo amin’ny taranja volley. Tontosa, ny asabotsy 9 avrily teo, ny fanolorana diplaoma ireo teknisianina malagasy miisa 19 eo...

Ranesa Firiana : « Tokony hanao fitarainana any amin’ny HCC...

« Tokony hanao fitarainana any amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny praiminisitra fa hoe diso ny anton’ny fandraisana iny didim-panjakana iny, satria tsy...

Urban Futsal Andraharo : hisokatra ho an’ny taranja hafa

 Taranja nahazo vahana sy nahasarika mpilalao sy mpanohana maro ankehitriny ny baolina kitra lalaovina anaty efitrano “futsal”, etsy Andraharo. Hampitomboina ny kianja ary homena...

Judo – Afrique 2016 : nahazo medaly alimo i Asaramanitra

Tsy nitsanga-menatra. Navotan-dRatiarson Asaramanitra ny voninahitr’i Madagasikara nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja judo, andiany faha-37. Fifaninanana notanterahina tany Tunis, Tonizia, ny 8...

Fanabeazana ara-batana (EPS) : “Misandoka ny MJS”, hoy ny mpianatry...

Nampiaka-peo ary nampitandrina ny tomponandraikitra eo anivon’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena (MJS) ireo mpampianatra nivoaka avy amin’ny ENS, taranja fanatanjahantena (EPS), mikasika ilay famatsiam-bola 6 lavitrisa...

Rakotomanana Honoré : « Tsy entinentim-poana ny samboady »

« Misy ny fomba sy fanao parlemantera, fa tsy entinentim-poana iny samboady iny. Manome toky ho an’ny vahoaka malagasy isika: mba tena hoe Antenimierandoholona fitaratra...