17-Juil-2018
Maison Auteurs Articles de Fanjatiana

Fanjatiana

18043 ARTICLES 0 COMMENTAIRES

Mouvement syndical : les manifestations continuent ce jour

La journée d’hier n’a pas suffi pour présenter toutes les doléances. Les syndicats regroupés autour du mouvement « Afo sendikaly » envisagent de poursuivre les manifestations...

Justice administrative : Difficulté à contrôler l’action de l’administration

Jean Arsène Tsaralea, président sortant de l’ANJA remettant le fanion à son successeur Haingo Raoeliharison.Juger l’administration afin de régler les conflits entre l’Etat et...

Rugby – “Match de défi” : lavon’ny Pilo Kely ny FTM...

Anisan’ny lalao nisongadina, tamin’ny faran’ny herinandro iny, ny lalao fihantsiana teo amin’ireo kartie efatra niatrika ny “Top 8 Mada” farany teo. Lavo ny FTM...

Judo – Afrique Juniors 2016 : miatrika fampivondronana ny ekipa...

Tsy miandry ela. Avy hatrany mantsy, niroso tamin’ny fampivondronana ny ekipa nasionaly eo amin’ny taranja judo, sokajy zandriny (cadets, juniors), ny federasiona malagasy (FMJ)....

Ambohidratrimo : nampidirina violon ilay mpamily sy resevera mamo

Saika namoa-doza indray ny taxi-be mampitohy an’i Vassacoss sy Ambohidratrimo, afakomaly. Efa mamo ilay mpamily sy ny resevera ka notazonin’ny zandary ka naiditra violon...

Fivondronamben’ny evekan’i Madagasikara : « Migorobaka hatrany an-tampon’ny fitondrana ny lainga sy...

 Tsy nitsitsy fitenenana ny eo anivon’ny fivondronamben’ny eveka, manoloana ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana izao. Nahazo tsikery mivaivay sy vely kanota avy amin’izy ireo indray...

Masoivoho vahiny silamo : takina ny maha ara-dalàna ireo mpivaro-kena...

Mijoro eto Madagasikara ara-dalàna ny Halal Madagascar na ny Halal Office of Control and Certification Madagascar (HOCCM), ankatoavin’ny foibeny any Malezia. Natao hanara-maso ireo mpivaro-kena...

Toliara : nafana ny fitsenana an’i Siteny

Araka ny fantatra, lasa filohan’ny Cofaj (Confederation africaine de judo) Andrianasoloniaiko Siteny ka tamin’ny fomba manetriketrika no nandraisan’ny tananan’i Toliara azy, ny alakamisy 28...

Lozam-pifamoivoizana : nanampy ireo tra-doza ny fitondrana

 Nanao rodobe. Nitondra fampiononana ny fianakavian’ireo maty sy nankahery ary nirary fahasitranana ireo naratra ny avy amin’ny fitondrana, ny faran’ny herinandro teo. Samy nahazo...

Freedom : « Mamoritra sy mihantsy ny fitondrana »

Tsy nitsitsy. « Manamarika izahay fa misy ny geja sy ny famoretana miaro fihantsiana avy amin’ny mpitondra fanjakana ho famonoana ny afom-pitoloman’ireo sendikà. Miampy ny fanitsakitsahana...