25-Mai-2018
Maison Auteurs Articles de Fanjatiana

Fanjatiana

17474 ARTICLES 0 COMMENTAIRES

Asan-dahalo : mahazo vahana ny fitifirana, olona 1 maty, 4...

Tsy mitsahatra ny asan-dahalo any amin’ny faritra ambanivohitra any, ary mamono mitifitra mihitsy izy ireo. Tao anatin’ny roa andro nifanesy, olona iray maty ary...

Loholona A. Riana : « Aoka tsy ho fitaovana politika… »

Teny fohy nefa mazava. « Aza manaiky holalaovin’ny mpanao politika na hataony fitaovana isika sendikà. Efa fantatra ny fomba fanaon’izy ireo. Manimba ny tolona sendikaly...

Malaza eran-tany… : ho feno 10 taona ny tarika 3Ma...

Talenta tafaray! Teraka ny tarika 3Ma izay handia ny faha-10 taona. Efa nahazo fahombiazana teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena maro… Eo am-panomanana ny fankalazana io...

Nosy Be : ho fahatsiarovana an’i Volazara ny « Donia »...

Nalaza tamin’ny vako-drazana antakarana, indrindra ny jijy i Volazara. Nampita tamina mpanakanto maro izany vakoka izany izy, ka anisan’izany ireo mpanakanto marobe nomen’ny « Festival...

Raha entina hivoaka amin’ny fiara ny mpianatra : mila ny...

Manomboka izao, namoaka didy ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena fa tsy maintsy mahazo ny fankatoavan’ny ray aman-dreny sy ny Cisco misy ny sekoly ary ny ATT...

Minisitra, depiote sa iza no tompon’antoka? : 4X4 efatra nitondra...

 Minisitra, depiote sa mpanao politika iza marina no tompon’antoka tamin’ireo rongony 131 gony, nentina fiara 4X4 efatra, tratran’ny mpitandro filaminana tao Ihosy, afakomaly? Miandry...

Fanehoana fiaraha-miory noho ny lozam-pifamoivoizana : nojapin’ireo mpanao politika ny...

Nitranga ny nampoizina. Nojapin’ireo mpanao politika indray ny diabe am-panginana nataon’ireo olon-tsotra, omaly, natao hahatsiarovana ireo namoy ny ainy noho ny lozam-pifamoivoizana. Maromaro, anjatony...

Politique générale de l’ État : réunion à huis clos...

Si l’ordre du jour est adopté aujourd’hui, la PGE sera présentée à l’Assemblée nationale, lundi prochain. Une nouvelle opportunité pour les députés de revendiquer...

VIMA Woods : Production à doubler cette année

Le DG de Fanalamanga, avec les représentants de Vima Woods, lors du reboisement.La société Vima Woods, filiale de Vision Madagascar a livré près de...

Suspension de Fifiabe et de Soamira : Grogne des propriétaires des...

Les taxis-be sanctionnés sont réunis à l’ex-garage Mikoja pour subir des visites techniques, des contrôles qualité et conformité, avant la remise en circulation.Les 10...