20-Avr-2018
Maison Auteurs Articles de Fanjatiana

Fanjatiana

17112 ARTICLES 0 COMMENTAIRES

Ankadifotsy Befelatanana : trano telo voatafika, raim-pianakaviana iray voatifitra

Rehefa tsy bibiolona izany, fanafihana indray teny Ankadifotsy. Trano telo voatafika, ary olona iray voatifitra tamin’izany. Tsy nisy nahasakana ireo olon-dratsy. Taorian’ny resaka bibiolona...

Hisy vokatra vaovao : hiverina indray ry Raberanto

Vaovao lehibe ho an’ireo mpankafy ny mozikan’ny taona 80 ! Fantatra izao, fa hiverina eo amin’ny tontolon’ny mozika indray ny tarika Raberanto, rehefa nangina aman-taonany...

Moramanga : miverina mampihatra fambolena biolojika ny tantsaha

Voambolana toa vaovao ho an’ny tantsaha malagasy ny hoe « biolojika ». Fomba famokarana efa fanao hatramin’izay anefa io, midika tsy fampiasana akora simika. Ilaina kosa...

Famoahana andiany “Hasina” : hamaky ady amin’ny kolikoly ny Eniap Antsirabe

 Teboka efatra lehibe no nantitranterin’ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Commissaire divisionnaire de police, Anandra Norbert, nandritra ny lanonana famoahana tamin’ny fomba ofisialy ireo Inspecteurs...

Faritra Sofia : tsy ho ela ny fanarenan-dalana any amin’ny...

Niray feo sy niombon-kevitra ny vahoakan’ny faritra Sofia, fa ratsy tanteraka ny lalana mampitohy an’Antsohihy-Bealanana, Antsohihy-Analalava, Antsohihy-Mandritsara. Tonga tany an-toerana ny minisitry ny Asa...

Fiahiahiana fanongam-panjakana : mbola tazonina ao amin’ny Toby Ratsimandrava ry kaporaly...

 Hatreto, mbola tazonina etsy amin’ ny Toby Ratsimandrava ireo olona maromaro, ahina ho mikotrika fanakorontanana sy fanonganam-panjakana. Anisan’izany ilay mpilalao sarimihetsika, ny kaporaly Bob,...

Ampitatafika : efa-dahy jiolahy raindahiny tratra

Efa-dahy mpanao fanafihana, mpanendaka raindahiny eny amin’ny faritra Ampitatafika Ambohimangidy, voasambotry ny polisy ny herinandro teo. Iray voasambotra voalohany, ary io nanoro ny namany...

Maison centrale de Toliara : une trentaine de détenus s’évadent

«Prison break» à la maison centrale de Toliara. Une trentaine de détenus se sont fait la belle, hier au petit matin. Les circonstances entourant cette...

Vao tafavoaka dia nanafika tobin-dasantsy : gadra 37 nitsoaka ny...

 Tsy mazava, mampiahiahy ny fahavakisan’ny fonjaben’i Toliary, ka nahatafavoaka ireo gadra 37, omaly maraina. Io maraina io ihany, voatafiky ny andian-jiolahy nirongo Kalachnikov ny...

Jardin d’Ambohijatovo : L’entrée gardée hier par les forces de l’ordre

Les forces de l’ordre n’ont laissé aux syndicalistes aucune chance de manifester à Ambohijatovo malgré l’autorisation de la CUA.Les syndicalistes ont abandonné aux dernières...