12-Déc-2017
Maison Auteurs Articles de Fanjatiana

Fanjatiana

15807 ARTICLES 0 COMMENTAIRES

Litige foncier d’ankadimbahoaka : la population et la Filatex réconciliées

Le litige foncier entre l’entreprise Filatex et la population d’Ankadimbahoaka a pris effectivement fin depuis hier grâce à la médiation de l’association Hafari malagasy,...

Opération « Smile » : le nombre des bénéficiaires en...

L’opération « Smile » qui se déroule actuellement à l’HJRA Ampefiloha, et qui en est actuellement à sa 13è édition continue à rameuter du...

Fanarenana ny Jirama : tsy maintsy hiakatra ny vidin-jiro

Mila fanarenana goavana ny ao amin’ny Jirama. Noho izany, nahazo famatsiam-bola 65 tapitrisa dolara na 206 miliara Ar avy amin’ny Banky iraisam-pirenena ny governemanta...

Valanaretin-kibo : mila mailo amin’ny fahadiovana

Miteraka resabe eny amin’ny fiarahamonina sy amin’ny haino aman-jery ny valanaretin-kibo miseho eto Antananarivo izay noporofoin’ny BMH ny alakamisy teo. “Tsy misy afa-tsy ny...

Tetikasa Casef – 53 tapitrisa dolara : mahita ireo...

Mahita ireo olana iainan’ny tantsaha malagasy sy ny mahakasika ny fambolena ny mpamatsy vola. Nanome vola 53 tapitrisa dolara na 160 miliara Ar ho...

Affaires nationales : les forces de l’ordre consignées

Le pays vit dans un climat politique tendu après l’annonce de la démission des membres du gouvernement. Afin d’anticiper les éventualités, les éléments des...

Judo – Afrique 2016 : mpikatroka malagasy telo mianadahy miaka-tsehatra any...

Ratiarson Asaramanitra (-48 kg) sy Andriantiana Brenda (-57 kg), eo amin’ny vehivavy, ary Ratsimiziva Fetra (-81 kg), eo amin’ny lehilahy. Izy telo mianadahy ireto...

Pr. Rafolo A. « Asa miandry ny fanisana foko »

« Diso ny filazana fa 18 ny isan’ny foko eto Madagasikara, raha ny fanazavan’ny profesora Rafolo Andrianaivoarivony, talen’ny Ecole doctorale sciences humaines et sociales, oniversiten’Antananarivo....

« Nametra-pialana ny praiminisitra », hoy ny Prezidansa… : «...

Miseho ny disadisan’ny samy mpitondra. Nambaran’ny eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika, omaly teny Iavoloha, fa nametra-pialana, omaly ny praiminisitra Ravelonarivo sy ny governemanta. Namaly...

Analankininina Toamasina : jeneraly sy Kolonely nifamely totohondry

Io indray! Nifamely totohondry ny manamboninahitra roa lahy (Jeneraly sy Kolonely), omaly tao Analankininina Hopitalibe Toamasina, omaly… Miaramila eo Analankininina Hopitalibe sy kaomandim-paritany miaramila...