22-Nov-2017
Maison Auteurs Articles de Fanjatiana

Fanjatiana

15618 ARTICLES 0 COMMENTAIRES

Manomboka mangatsiaka ny andro : mamely ny kohaka sy gripa

Namirifiry ny andro teto Antananarivo sy ny manodidina omaly tontolo. Tafidina hatrany amin’ny 18°C ny mari-pana ambany indrindra. Nahatsiaro ho nangatsiaka avokoa ireo rehetra...

Taekwondo – Open Dynamic : nanjakan-dry zareo mpikarakara ny fifaninanana

Tontosa ny alahady teo, teny amin’ny kianja mitafon’Ankatso, ny fifaninanana “Open Dynamic” eo amin’ny taranja taekwondo, nokarakarain’ny klioba Dynamic. Araka izany, tsy namelan-dry zareo ao...

Hisorohana ny tsy fandairan’ny ACT intsony : mila mampiasa TDR...

Tokony hanana fahazarana manamarina ny aretina tazo amin’ny olona mizaha fahasalamana ka tratran’ny fanaviana ny mpitsabo. Maimaimpoana ny fitiliana sy ny fanafody ACT eny...

Rugby : «Marary ny ekipan’ny 3FB », hoy ireo mpilalao...

 Misy ady mangatsiaka ao anatin’ny 3FB, taranja rugby ankehitriny. Tsy mifankahazo ireo mpilalao tranainy sy ireo zandry aty aoriana. Marisarisa ihany koa ny fifandraisana...

Période de soudure dans le Sud-Est : épuisement des stocks de...

Une diminution progressive des stocks d’aliments de base au niveau des ménages et sur les marchés a été signalée dans la région Atsimo-Atsinanana depuis décembre...

Taom-panjonoana any Boeny : fampahafantarana ireo hazandranomasina

Mpandraharaha momba ny jono nentim-paharazana sy jono vaventy, trano fisakafoana antonony sy lehibe ary foibem-paritra maromaro, toy ny avy ao amin’ny harena anaty rano...

Tohan’Ambatovy : vita ny tetezana any Andongoza Morarano Gara

Voavaha ny olana! Nanohana ny fanamboarana ny tetezana any Andongoza, kaominina Morarano Gara, distrikan’i Moramanga ny orinasa Tetikasa Ambatovy. Namaha ny olan’ny mponina ny...

Tatitry ny Banky iraisam-pirenena : ratsy fitantanam-bola ny fanjakana, taona...

Nanao tombanezaka momba ny raharaha ara-toekarena nandritra ny taona 2015 ny ekipan’ny Banky iraisam-pirenena (BM) eto an-toerana. Tsy tratra ny tanjona napetraka, araka ny...

Fanendrena praiminisitra : saika mitovitovy fijery ny mpahay lalàna sy...

 Saika mitovitovy fijery ny mpahay lalàna sy mpanao politika ny amin’ny fanendrena ny praiminisitra vaovao, indrindra ny fametraham-pialan’ny teo aloha. Me Razafinjatovo Willy na...

Fanolorana anarana ho praiminisitra : voafitaky ny filohana vondrona parlemantera...

Tokony ho nivory omaly ireo depiote, araka ny hafatra nampitaina tamin’izy ireo, raha ny fanazavan’ny depiote Mapar, voafidy tany Morombe, Rakotomalala Lucien, teny Tsimbazaza,...